-
Genesisy 10:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Avy tamin’ireo no nielezan’ny mponin’ny nosin’ireo firenena tany amin’ny taniny avy, araka ny fiteniny avy, sy araka ny fianakaviany avy, ary araka ny fireneny avy.
-
-
Isaia 60:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Fa hanantena ahy foana ny nosy,+ ary hanantena ahy toy ny tamin’ny voalohany koa ny sambon’i Tarsisy,+ mba hitondra ny zanakao lahy avy lavitra,+ miaraka amin’ny volafotsiny sy ny volamenany,+ ho an’ny anaran’i+ Jehovah Andriamanitrao sy Ilay Masin’ny Israely.+ Fa hataony lasa tsara tarehy ianao.+
-