FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tsarovy ny lalana rehetra nasain’i Jehovah Andriamanitrao nalehanao tany an-tany efitra nandritra izay efapolo taona+ izay, mba hampanetry tena anao+ sy hitsapana anao+ mba hahalalana izay ao am-ponao,+ ka hahafantarana raha hitandrina ny didiny ianao na tsia.

  • Salamo 105:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Tsarovy ny asa mahatalanjona nataony,+

      Sy ny fahagagana vitany ary ny didim-pitsarana naloaky ny vavany,+

  • Isaia 63:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Holazaiko ny hatsaram-panahy feno fitiavana asehon’i Jehovah.+ Hidera an’i Jehovah koa aho araka izay rehetra nataon’i Jehovah tamintsika,+ dia ny halehiben’ny hatsaran-toetra nasehony tamin’ny taranak’Israely+ noho ny famindram-pony+ sy araka ny haben’ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara