Salamo 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Jehovah ô, tariho amin’ny fahamarinanao aho,+ fa manodidina ahy ny fahavaloko,+Ampio aho mba tsy ho voasakantsakana ny fandehanako amin’ny lalanao.+ Salamo 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hotsarainy araka ny rariny ny tany lonaka,+Ary hotsarainy araka ny hitsiny ireo firenena.+ Salamo 71:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hanavotra ahy noho ny fahamarinanao anie ianao, ka hanafaka ahy!+Aoka ianao hanongilan-tsofina hihaino ahy, ka hamonjy ahy.+ Salamo 146:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Sy manome rariny ny ambakaina,+Ary manome hanina ho an’ny noana.+Manafaka ny voafatotra i Jehovah.+
8 Jehovah ô, tariho amin’ny fahamarinanao aho,+ fa manodidina ahy ny fahavaloko,+Ampio aho mba tsy ho voasakantsakana ny fandehanako amin’ny lalanao.+
2 Hanavotra ahy noho ny fahamarinanao anie ianao, ka hanafaka ahy!+Aoka ianao hanongilan-tsofina hihaino ahy, ka hamonjy ahy.+
7 Sy manome rariny ny ambakaina,+Ary manome hanina ho an’ny noana.+Manafaka ny voafatotra i Jehovah.+