Salamo 89:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Anao ny lanitra,+ ary anao koa ny tany.+Ny tany lonaka sy izay rehetra eo aminy,+ dia ianao no nanao azy.+ Salamo 145:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ny fanjakanao dia fanjakana maharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra,+Ary ny fitondranao maharitra hatramin’ny taranaka rehetra mifandimby.+
11 Anao ny lanitra,+ ary anao koa ny tany.+Ny tany lonaka sy izay rehetra eo aminy,+ dia ianao no nanao azy.+
13 Ny fanjakanao dia fanjakana maharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra,+Ary ny fitondranao maharitra hatramin’ny taranaka rehetra mifandimby.+