FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 97:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mamirapiratra eo amin’ny olo-marina ny fahazavana,+

      Ary eo amin’ny mahitsy fo ny fifaliana.+

  • Isaia 58:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 ary raha toa ka omenao ho an’ny noana ny zavatra irinao,+ sady ataonao afa-po ny ory, dia hamirapiratra ao anatin’ny haizina ny fahazavanao ary ho toy ny mitataovovona ny haizim-pitonao.+

  • 1 Petera 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ianareo kosa dia “firazanana voafidy, sady mpisorona no mpanjaka, firenena masina,+ olona nataon’Andriamanitra ho fananany manokana,+ mba hanambaranareo hatraiza hatraiza ny hatsaran-toetran’ilay”+ niantso anareo hiala tamin’ny maizina ho amin’ny fahazavany mahagaga.+

  • 1 Jaona 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izao no hafatra renay taminy ka ambaranay aminareo:+ Andriamanitra dia fahazavana,+ ka tsy ao anatin’ny haizina mihitsy izay tafaray aminy.+

  • Apokalypsy 22:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy hisy alina intsony+ koa, ka tsy mila fahazavan’ny jiro na fahazavan’ny masoandro izy ireo, satria hanazava azy i Jehovah Andriamanitra.+ Ary hanjaka mandrakizay mandrakizay izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara