FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 8:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 satria nisy tara-pahazavana sy fifaliana+ sy firavoravoana ary voninahitra ho an’ny Jiosy.

  • Joba 22:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Hanapa-kevitra ianao, dia ho tanteraka aminao izany.

      Ary hamirapiratra amin’ny lalanao ny fahazavana.+

  • Salamo 112:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Mamirapiratra toy ny hazavana ao anaty haizina izy, ho an’ny olo-mahitsy.+

      ח [Heta]

      Tsara fanahy sy mamindra fo ary tia rariny izy.+

  • Ohabolana 4:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa ny lalan’ny marina kosa dia tahaka ny hazavan’ny maraina izay mihamazava mandra-pitataovovonan’ny andro.+

  • Isaia 30:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ho toy ny hazavan’ny masoandro mamirapiratra ny hazavan’ny volana fenomanana. Ary ho avo fito heny toy ny hazavana fito andro ny hazavan’ny masoandro mamirapiratra,+ rehefa fehezin’i Jehovah ny ratra+ amin’ny olony, ary sitraniny+ ny fery lalina vokatry ny kapoka nataony taminy.

  • Mika 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa satria efa nanota tamin’i Jehovah aho,+ dia hozakaiko ny fahatezerany mandra-pitsarany ahy sy hanomezany rariny ahy.+ Hoentiny ho eo amin’ny mazava aho, ka hijery ny fahamarinany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara