Fitomaniana 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rariny ny an’i Jehovah+ fa efa nikomy tamin’ny teniny aho.+Mihainoa, ry firenena rehetra, ary jereo ny fijaliako.Lasa any amin’ny fahababoana ny virjiniko sy ny zatovoko.+ Lioka 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hiainga aho ka handeha+ ho any amin-draiko, dia hilazako izy hoe: “Dada ô, efa nanota tamin’ny lanitra sy taminao aho.+
18 Rariny ny an’i Jehovah+ fa efa nikomy tamin’ny teniny aho.+Mihainoa, ry firenena rehetra, ary jereo ny fijaliako.Lasa any amin’ny fahababoana ny virjiniko sy ny zatovoko.+
18 Hiainga aho ka handeha+ ho any amin-draiko, dia hilazako izy hoe: “Dada ô, efa nanota tamin’ny lanitra sy taminao aho.+