Genesisy 25:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ireo no zanakalahin’i Ismaela, ary ireo no anarany araka ny tanànany avy sy ny tobiny mifefy vato.+ Samy mpiadidy avokoa izy roa ambin’ny folo lahy ireo, araka ny fokony avy.+ Nomery 25:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny anaran’ilay vehivavy midianita novonoina ho faty kosa, dia Kosby zanakavavin’i Zora,+ izay lehibem-poko teo amin’ny fianakaviambe iray, tany Midianina.+
16 Ireo no zanakalahin’i Ismaela, ary ireo no anarany araka ny tanànany avy sy ny tobiny mifefy vato.+ Samy mpiadidy avokoa izy roa ambin’ny folo lahy ireo, araka ny fokony avy.+
15 Ny anaran’ilay vehivavy midianita novonoina ho faty kosa, dia Kosby zanakavavin’i Zora,+ izay lehibem-poko teo amin’ny fianakaviambe iray, tany Midianina.+