FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 66:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa nandinika anay ianao, Andriamanitra ô,+

      Ary nanadio anay toy ny fanadio volafotsy amin’ny afo.+

  • Salamo 94:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Sambatra izay olona anarinao,+ ry Jah ô,

      Sy izay ampianarinao ny lalànao,+

  • Isaia 53:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Sitrak’i Jehovah anefa ny hanorotoro azy.+ Nataony narary koa izy.+ Raha atolotrao ho fanatitra noho ny heloka+ izy, dia hahita an’izay ho taranany+ sady hanalava ny androm-piainany,+ ary ny tanany no hanatanteraka an-tsakany sy an-davany+ izay sitrak’i+ Jehovah.

  • 2 Korintianina 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 toy ny tsy fantatra nefa fantatra+ tsara, toy ny ho faty nefa velona+ ihany, toy ny faizina+ nefa tsy atolotra ho amin’ny fahafatesana,+

  • Hebreo 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa izay tian’i Jehovah no faiziny. Manasazy mafy an’izay raisiny toy ny zanaka izy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara