Salamo 118:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanitsy mafy ahy i Jah,+Nefa tsy natolony ho amin’ny fahafatesana aho.+ Hebreo 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa izay tian’i Jehovah no faiziny. Manasazy mafy an’izay raisiny toy ny zanaka izy.”+