FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Raha mitady an’i Jehovah Andriamanitrao ianao any, dia hahita azy+ tokoa, satria hitady azy amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo.+

  • 1 Mpanjaka 8:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 ary miverina aminao amin’ny fony manontolo+ sy ny heriny manontolo* izy, any amin’ny tanin’ny fahavalony izay nitondra azy ho babo, ary mivavaka aminao manandrify ny taniny izay nomenao ny razany, eny, ny tanàna nofidinao ary ny trano naoriko ho an’ny anaranao,+

  • 1 Tantara 22:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa ankehitriny, mitadiava an’i Jehovah Andriamanitrareo+ amin’ny fonareo manontolo sy ny herinareo manontolo.*+ Koa aoreno ny toerana masin’i+ Jehovah Andriamanitra.+ Amin’izay dia ho azo entina ao amin’ilay trano haorina ho an’ny anaran’i+ Jehovah ny Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, sy ny fitaovana masin’Andriamanitra.”

  • 2 Tantara 31:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Tamin’ny fony manontolo+ no nanaovany ny asa rehetra natombony momba ny fanompoana+ tao an-tranon’Andriamanitra sy momba ny lalàna+ sy ny didy, mba hitadiavany+ an’Andriamaniny. Koa nahomby+ izy tamin’izany.

  • Jeremia 29:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “‘Hitady ahy tokoa ianareo ka hahita ahy,+ satria hitady ahy amin’ny fonareo manontolo ianareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara