Salamo 119:94 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 94 Anao aho, ka vonjeo+Fa ny didinao no karohiko.+ Salamo 119:141 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 141 Tsinontsinona sy fanamavo aho,+Nefa ny didinao tsy mba hadinoko.+