FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ny tananao no namolavola ahy ka nanao ahy,+

      Eny, nanao ny tenako manontolo, nefa holevoninao aho izao.

  • Salamo 100:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Aoka ho fantatrareo fa i Jehovah no Andriamanitra.+

      Izy no nanao antsika, fa tsy ny tenantsika.+

      Olony sy ondry ao an-kijanany isika.+

  • Salamo 138:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Hotanterahin’i Jehovah daholo izay noeritreretiny hahasoa ahy.+

      Mandrakizay ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, Jehovah ô!+

      Aza afoy ny asan’ny tananao.+

  • Salamo 139:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hidera anao aho, satria mahagaga sy mahatalanjona ny fomba nanaovanao ahy.+

      Mahatalanjona ny asanao.+

      Ary tena fantatro tsara izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara