10 “Tsy tokana ihany ve ny raintsika rehetra?+ Tsy Andriamanitra iray ihany ve no namorona antsika?+ Koa nahoana isika no mifamitaka,+ ka manazimbazimba ny fifanekena nataon’ny razantsika?+
24 Ilay Andriamanitra nanao izao tontolo izao sy ny zava-drehetra ao aminy, eny, Izy izay Tompon’ny lanitra sy ny tany,+ dia tsy mba mitoetra ao amin’ny tempoly nataon-tanana.+