FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Any ianareo no hihinana eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo,+ sy hifaly amin’izay rehetra ataonareo,+ dia ianareo sy ny ankohonanareo, satria efa notahin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.

  • 1 Samoela 12:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa tsy hahafoy ny olony i Jehovah,+ noho ny amin’ny anarany be voninahitra,+ satria i Jehovah mihitsy no efa nanapa-kevitra hanao anareo ho olony.+

  • Salamo 100:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Aoka ho fantatrareo fa i Jehovah no Andriamanitra.+

      Izy no nanao antsika, fa tsy ny tenantsika.+

      Olony sy ondry ao an-kijanany isika.+

  • Isaia 54:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Fa Ilay Be Voninahitra Mpanao+ anao no vadinao sy tomponao.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Ary Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra+ anao. Hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara