Salamo 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Madio ny tenin’i Jehovah,+Toy ny volafotsy voadio eo amin’ny fatana fandrendrehana anaty tany, eny, voadio impito. Salamo 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mahitsy+ ny fitsipik’i+ Jehovah, mahafaly ny fo.+Madio+ ny didin’i+ Jehovah, mampahiratra ny maso.+ Salamo 119:140 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 140 Madio tsara toy ny metaly voadio ny teninao,+Ka tian’ny mpanomponao.+
6 Madio ny tenin’i Jehovah,+Toy ny volafotsy voadio eo amin’ny fatana fandrendrehana anaty tany, eny, voadio impito.
8 Mahitsy+ ny fitsipik’i+ Jehovah, mahafaly ny fo.+Madio+ ny didin’i+ Jehovah, mampahiratra ny maso.+