FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Jereo aho ka valio, Jehovah Andriamanitro ô!

      Ampamirapirato ny masoko,+ sao ho renoky ny torimasom-pahafatesana+ aho,

  • Ohabolana 6:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa jiro ny didy,+ fahazavana ny lalàna,+ ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana,+

  • Matio 6:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Ny maso+ no jiron’ny vatana. Koa raha tsotra* ny masonao, dia hazava tsara ny tenanao manontolo,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara