FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 6:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Koa mitsangàna+ mankao amin’ny fitsaharanao,+ ry Jehovah Andriamanitra ô, dia ianao sy ny Vata Masin’ny herinao.+ Aoka hitafy famonjena ny mpisoronao, ry Jehovah Andriamanitra ô, ary aoka hifaly amin’ny zava-tsoa+ ny olona tsy mivadika aminao.

  • Salamo 132:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Aoka hitafy fahamarinana+ ny mpisoronao,

      Ary aoka hihoby ireo tsy mivadika+ aminao.

  • Salamo 149:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Fa ankasitrahan’i Jehovah ny olony.+

      Ravahany famonjena+ ny mpandefitra.

  • Isaia 61:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hifaly amin’i Jehovah+ tokoa aho, ary hiravoravo amin’Andriamanitro.+ Fa efa nampanaoviny ahy toy ny akanjo ny famonjena,+ ary efa nampitafiany ahy toy ny akanjo tsy misy tanany ny fahamarinana,+ ka hoatran’ny mpampakatra manao fehiloha+ toy ny mpisorona aho, ary hoatran’ny ampakarina manao ny firavany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara