Salamo 148:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hasandrany ny tandroky* ny olony+Ary hasandrany koa ny fideran’izay rehetra tsy mivadika aminy,+Dia ny zanak’Israely, izay firenena akaiky azy.+Miderà an’i Jah!+ Ezekiela 29:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Amin’izany andro izany, dia hampitsimoka tandroka ho an’ny taranak’Israely aho,+ ary hataoko izay hahafahanao hiloa-bava eo amin’izy ireo.+ Koa tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.” Lioka 1:69 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 69 Ary nanangana tandroka+ famonjena* ho antsika tao amin’ny taranak’i Davida mpanompony izy,
14 Hasandrany ny tandroky* ny olony+Ary hasandrany koa ny fideran’izay rehetra tsy mivadika aminy,+Dia ny zanak’Israely, izay firenena akaiky azy.+Miderà an’i Jah!+
21 “Amin’izany andro izany, dia hampitsimoka tandroka ho an’ny taranak’Israely aho,+ ary hataoko izay hahafahanao hiloa-bava eo amin’izy ireo.+ Koa tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.”