Eksodosy 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hatahotra sy hihorohoro izy ireo.+Tsy hihetsika toy ny vato izy ireo, noho ny herin’ny sandrinao,Mandra-pandalon’ny olonao+ Jehovah ô,Eny, mandra-pandalon’ny+ vahoaka noforoninao.+ Salamo 75:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Ary hotapahiko ny tandroka rehetran’ny ratsy fanahy.”+Fa hasandratra kosa ny tandroky ny olo-marina.+ Salamo 89:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa ianao no voninahitry ny heriny,+Ary noho ny fankasitrahanao, dia misandratra ny tandrokay.+ Salamo 135:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa nofidin’i Jah ho azy i Jakoba,+Ary nofidiny ho fananany manokana i Israely.+
16 Hatahotra sy hihorohoro izy ireo.+Tsy hihetsika toy ny vato izy ireo, noho ny herin’ny sandrinao,Mandra-pandalon’ny olonao+ Jehovah ô,Eny, mandra-pandalon’ny+ vahoaka noforoninao.+
10 “Ary hotapahiko ny tandroka rehetran’ny ratsy fanahy.”+Fa hasandratra kosa ny tandroky ny olo-marina.+