FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha ny amin’i Jehovah, dia hihorohoro izay miady aminy.+

      Ary izy hampirefotra kotroka avy any an-danitra+ mba hamelezana an’ireny.

      I Jehovah mihitsy no hitsara ny tany manontolo,+

      Mba hanomezany hery ny mpanjakany,+

      Sy mba hanandratany ny tandroky ny voahosony.”+

  • Salamo 75:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ary hotapahiko ny tandroka rehetran’ny ratsy fanahy.”+

      Fa hasandratra kosa ny tandroky ny olo-marina.+

  • Salamo 92:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ianao kosa hanandratra ny tandroko ho toy ny an’ny ombidia,+

      Ary izaho hihosotra menaka mahamandimandina.+

  • Salamo 132:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ao no hataoko mitsimoka ny tandroka* ho an’i Davida.+

      Ary hanomana jiro ho an’ilay voahosotro aho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara