2 Samoela 22:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Ary Izy no mamoaka ahy ho afaka amin’ny fahavaloko.+Hanandratra ahy ho ambonin’izay mitsangana hanohitra ahy ianao,+Ary hanafaka ahy amin’ny olona mahery setra.+ Salamo 140:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 140 Vonjeo tsy ho azon’ny olon-dratsy aho, Jehovah ô!+Ianao anie hiaro ahy amin’ny olona mahery setra,+
49 Ary Izy no mamoaka ahy ho afaka amin’ny fahavaloko.+Hanandratra ahy ho ambonin’izay mitsangana hanohitra ahy ianao,+Ary hanafaka ahy amin’ny olona mahery setra.+
140 Vonjeo tsy ho azon’ny olon-dratsy aho, Jehovah ô!+Ianao anie hiaro ahy amin’ny olona mahery setra,+