Salamo 18:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Manafaka ahy tsy ho azon’ny fahavalo tezitra izy.+Hanandratra ahy ho ambonin’izay mitsangana hanohitra ahy ianao,+Ary hanafaka ahy amin’ny olona mahery setra.+ Salamo 71:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Andriamanitro ô, afaho eo an-tanan’ny ratsy fanahy aho,+Ary afaho eo am-pelatanan’ny mpanao ny tsy rariny sy ny mpampijaly.+
48 Manafaka ahy tsy ho azon’ny fahavalo tezitra izy.+Hanandratra ahy ho ambonin’izay mitsangana hanohitra ahy ianao,+Ary hanafaka ahy amin’ny olona mahery setra.+
4 Andriamanitro ô, afaho eo an-tanan’ny ratsy fanahy aho,+Ary afaho eo am-pelatanan’ny mpanao ny tsy rariny sy ny mpampijaly.+