Salamo 34:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Andramo ka jereo fa tsara i Jehovah.+Sambatra ny olona mialoka aminy.+ Salamo 46:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Fialofana sy hery ho antsika Andriamanitra.+Mpanampy mora azo amin’ny fotoam-pahoriana izy.+ Salamo 91:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hilaza amin’i Jehovah aho hoe: “Fialofako ianao, ary fiarovana mafy ho ahy,+Sady Andriamanitro izay hatokisako.”+ Ohabolana 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny anaran’i Jehovah dia tilikambo mafy,+ ary mihazakazaka ho ao ny marina ka voaro.+
2 Hilaza amin’i Jehovah aho hoe: “Fialofako ianao, ary fiarovana mafy ho ahy,+Sady Andriamanitro izay hatokisako.”+