Genesisy 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia vita ny lanitra sy ny tany mbamin’ny zava-drehetra ao aminy.*+ Jeremia 32:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ianao no maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’olona an’arivony,+ sy mamaly ny fahadisoan’ny ray ho eo an-tratran’ny zanany mandimby azy.+ Ianao no tena Andriamanitra, Ilay lehibe+ sy mahery.+ Jehovah Tompon’ny tafika+ no anaranao.+ Joda 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Naminany momba azy ireny koa i Enoka,+ ilay taranaka fahafito avy tamin’i Adama, rehefa nilaza hoe: “Efa tonga i Jehovah, miaraka amin’ny anjeliny masina an’alinalina,+
18 Ianao no maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’olona an’arivony,+ sy mamaly ny fahadisoan’ny ray ho eo an-tratran’ny zanany mandimby azy.+ Ianao no tena Andriamanitra, Ilay lehibe+ sy mahery.+ Jehovah Tompon’ny tafika+ no anaranao.+
14 Naminany momba azy ireny koa i Enoka,+ ilay taranaka fahafito avy tamin’i Adama, rehefa nilaza hoe: “Efa tonga i Jehovah, miaraka amin’ny anjeliny masina an’alinalina,+