Genesisy 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Taorian’izany, dia tonga tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana+ ny tenin’i Jehovah, nanao hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao.+ Ary ho lehibe tokoa ny valisoanao.”+ 2 Samoela 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Andriamanitro no vatolampiko.+ Hialoka aminy aho,Fa izy no ampingako+ sy tandroka+ famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako,+Toerana fandosirako,+ ary Mpamonjy ahy.+ Mamonjy ahy amin’ny herisetra ianao.+ Salamo 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ianao anefa no ampingako, Jehovah ô,+Ianao no voninahitro,+ ary Ianao no mampitraka ny lohako.+ Salamo 84:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa masoandro+ sy ampinga+ i Jehovah Andriamanitra,Fankasitrahana sy voninahitra no omeny.+Tsy hiahotra ny hanome zava-tsoa ho an’izay mandeha tsy misy tsiny i Jehovah.+
15 Taorian’izany, dia tonga tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana+ ny tenin’i Jehovah, nanao hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao.+ Ary ho lehibe tokoa ny valisoanao.”+
3 Andriamanitro no vatolampiko.+ Hialoka aminy aho,Fa izy no ampingako+ sy tandroka+ famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako,+Toerana fandosirako,+ ary Mpamonjy ahy.+ Mamonjy ahy amin’ny herisetra ianao.+ Salamo 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ianao anefa no ampingako, Jehovah ô,+Ianao no voninahitro,+ ary Ianao no mampitraka ny lohako.+ Salamo 84:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa masoandro+ sy ampinga+ i Jehovah Andriamanitra,Fankasitrahana sy voninahitra no omeny.+Tsy hiahotra ny hanome zava-tsoa ho an’izay mandeha tsy misy tsiny i Jehovah.+
11 Fa masoandro+ sy ampinga+ i Jehovah Andriamanitra,Fankasitrahana sy voninahitra no omeny.+Tsy hiahotra ny hanome zava-tsoa ho an’izay mandeha tsy misy tsiny i Jehovah.+