Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ 1 Samoela 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsy misy masina tahaka an’i Jehovah, satria tsy misy Andriamanitra ankoatra anao,+Ary tsy misy vatolampy tahaka ny Andriamanitsika.+ Salamo 144:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 144 Hisaorana anie i Jehovah, ilay Vatolampiko,+Izay mampianatra ny tanako hamely,+Sy mampianatra ny rantsantanako hiady,
4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
2 Tsy misy masina tahaka an’i Jehovah, satria tsy misy Andriamanitra ankoatra anao,+Ary tsy misy vatolampy tahaka ny Andriamanitsika.+
144 Hisaorana anie i Jehovah, ilay Vatolampiko,+Izay mampianatra ny tanako hamely,+Sy mampianatra ny rantsantanako hiady,