FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+

      Fa ara-drariny daholo ny lalany.+

      Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+

      Marina sy mahitsy izy.+

  • 2 Samoela 23:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Nilaza ny Andriamanitry ny Israely,

      Eny, niteny tamiko ilay Vatolampin’ny Israely hoe:+

      ‘Raha olo-marina no mitondra ny olombelona,+

      Ka amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra no itondrany,+

  • Salamo 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+

      Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+

      Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+

  • Salamo 95:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 95 Avia hihoby an’i Jehovah!+

      Aoka isika hanao horakora-pandresena ho an’ilay Vatolampy mpamonjy antsika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara