FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 34:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Raha mampisy filaminana izy, iza no hanameloka azy?

      Ary raha manafina ny tavany izy,+ iza no hahita azy?

      Mitovy ihany ny vokany na firenena manontolo+ no anaovany izany na olon-tokana.

  • Salamo 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nahoana ianao no mijoro eny lavitra eny, Jehovah ô?+

      Nahoana no miafina ianao, amin’ny fotoam-pahoriana?+

  • Salamo 143:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Valio haingana aho, Jehovah ô!+

      Efa ho tapitra ny aiko.+

      Aza manafina ny tavanao amiko,+

      Sao ho toy ireo midina any an-davaka aho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara