FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 16:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Zava-maharikoriko amin’ny mpanjaka ny fanaovan-dratsy,+ satria fahamarinana no iorenan’ny seza fiandrianany.+

  • Ohabolana 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Hatsaram-panahy sy fahamarinana no miaro ny mpanjaka,+ ary hatsaram-panahy no mampaharitra ny seza fiandrianany.+

  • Ohabolana 29:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Raha araka ny fahamarinana no itsaran’ny mpanjaka ny mahantra,+ dia ho mafy orina mandrakizay ny seza fiandrianany.+

  • Isaia 16:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Hatsaram-panahy feno fitiavana no hampitoerana ny seza fiandrianana ho mafy orina.+ Hanaja ny fahamarinana ilay hipetraka eo amin’izy io, ao amin’ny tranolain’i Davida.+ Hitsara izy sady hikatsaka ny rariny, ary ho mailaka hanao zavatra araka ny hitsiny.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara