Joba 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Efa nandinika an’i Joba mpanompoko ve ianao fa tsy misy tahaka azy eny ambonin’ny tany?+ Lehilahy tsy manan-tsiny+ izy, sady marina+ sy matahotra an’Andriamanitra+ ary mifady ny ratsy.”+ Joba 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia namaly an’i Jehovah i Satana hoe: “Hatahotra an’Andriamanitra ve i Joba raha tsy misy tombontsoany ao?+ Salamo 127:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Sambatra izay lehilahy tomady mameno+ ny tranon-jana-tsipìkany amin’ireny.Tsy ho menatra izy,+Satria hiteny eo anatrehan’ny fahavalo eny am-bavahady ireny.
8 Ary hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Efa nandinika an’i Joba mpanompoko ve ianao fa tsy misy tahaka azy eny ambonin’ny tany?+ Lehilahy tsy manan-tsiny+ izy, sady marina+ sy matahotra an’Andriamanitra+ ary mifady ny ratsy.”+
9 Dia namaly an’i Jehovah i Satana hoe: “Hatahotra an’Andriamanitra ve i Joba raha tsy misy tombontsoany ao?+
5 Sambatra izay lehilahy tomady mameno+ ny tranon-jana-tsipìkany amin’ireny.Tsy ho menatra izy,+Satria hiteny eo anatrehan’ny fahavalo eny am-bavahady ireny.