FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 22:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Tonga lafatra ny lalan’ilay tena Andriamanitra.+

      Madio toy ny metaly voadio ny tenin’i Jehovah.+

      Ampingan’izay rehetra mialoka aminy izy.+

  • Salamo 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Madio ny tenin’i Jehovah,+

      Toy ny volafotsy voadio eo amin’ny fatana fandrendrehana anaty tany, eny, voadio impito.

  • Salamo 18:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tonga lafatra ny lalan’ilay tena Andriamanitra.+

      Madio toy ny metaly voadio ny tenin’i Jehovah.+

      Ampingan’izay rehetra mialoka aminy izy.+

  • Salamo 119:140
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 140 Madio tsara toy ny metaly voadio ny teninao,+

      Ka tian’ny mpanomponao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara