Ohabolana 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ataovy lavitra azy foana ny lalanao, ary aza manakaiky ny fidirana mankao an-tranony,+ 2 Korintianina 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+ 1 Tesalonianina 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fadio ny ratsy+ amin’ny endriny rehetra.
14 Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+