FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Halaviro ny lalany+ ka aza andalovana,+ eny, mivilia ka zory ny lalanao.+

  • Ohabolana 6:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Misy olona afaka manangona vainafo eo an-tratrany ve, nefa tsy ho may ny akanjony?+

  • Ohabolana 9:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Mipetraka eo ambony seza eo am-baravaran’ny tranony izy, eny amin’ny toerana avo ao an-tanànany,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara