FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa izao no ataonay ho rehareha, ary madio ny feon’ny fieritreretanay+ milaza izany: Tamin’ny fahamasinana sy ny fahatsoram-po avy amin’Andriamanitra, no nitondranay tena teo amin’izao tontolo izao, indrindra fa teo aminareo, nefa tsy tamin’ny fahendrena araka ny nofo,+ fa tamin’ny alalan’ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra.

  • Galatianina 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Aoka kosa ny tsirairay samy handinika izay ataony avy.+ Amin’izay dia hanana antom-pifaliana ny amin’ny tenany ihany izy, fa tsy amin’ny fampitahany+ ny tenany amin’ny hafa.

  • Galatianina 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Izay mamafy ho an’ny nofony mantsy dia hijinja fahasimbana avy amin’ny nofony.+ Fa izay mamafy ho an’ny fanahy+ kosa dia hijinja fiainana mandrakizay avy amin’ny fanahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara