Ohabolana 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ho afa-baraka izay manambony tena,+ fa izay manetry tena kosa no hendry.+ Ohabolana 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tia ady+ izay tia manao fahadisoana, ary mitady loza izay manao vavahady avo.+ Ohabolana 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+ Daniela 4:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary hoy izy:+ “Tsy ity ve no Babylona Lehibe, izay naoriko tamin’ny tanjaky ny heriko+ mba ho lapam-panjakana sy ho voninahitry ny fahamboniako?”+ Daniela 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ary ianao, ry Belsazara+ zanany,* tsy mba nanetry tena ianao tao am-ponao,+ na fantatrao aza izany rehetra izany.+
12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+
30 Ary hoy izy:+ “Tsy ity ve no Babylona Lehibe, izay naoriko tamin’ny tanjaky ny heriko+ mba ho lapam-panjakana sy ho voninahitry ny fahamboniako?”+
22 “Ary ianao, ry Belsazara+ zanany,* tsy mba nanetry tena ianao tao am-ponao,+ na fantatrao aza izany rehetra izany.+