21 Natao ho an’ny volafotsy ny vilany fanadiovana metaly,+ ary ho an’ny volamena ny fatana fandrendrehana,+ ary natao hitsapana ny olona kosa ny teny fiderana azy.+
3 Ary hipetraka toy ny mpandrendrika sy mpanadio volafotsy izy,+ dia hodioviny ny taranak’i Levy.+ Hodioviny toy ny volamena+ sy volafotsy ireo, ka ho vahoakan’i Jehovah manolotra fanatitra atao fanomezana+ izay atolotra amim-pahamarinana.