Jeremia 33:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hisy olona avy amin’ny taranaky ny Levita mpisorona foana koa ho eo anatrehako, mba hanolotra fanatitra dorana manontolo sy handoro fanatitra varimbazaha mba hidona-tsetroka ary hanao sorona tsy tapaka.’”+ Apokalypsy 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ary nanao antsika ho fanjakana+ sy mpisorona+ ho an’Andriamanitra Rainy, eny, ho azy mandrakizay anie ny voninahitra sy ny hery!+ Amena.
18 Hisy olona avy amin’ny taranaky ny Levita mpisorona foana koa ho eo anatrehako, mba hanolotra fanatitra dorana manontolo sy handoro fanatitra varimbazaha mba hidona-tsetroka ary hanao sorona tsy tapaka.’”+
6 ary nanao antsika ho fanjakana+ sy mpisorona+ ho an’Andriamanitra Rainy, eny, ho azy mandrakizay anie ny voninahitra sy ny hery!+ Amena.