Ohabolana 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny mandamina ny hevitra ao am-po no an’ny olombelona,+ fa avy amin’i Jehovah kosa ny valin-teny omen’ny vava.+ Mpitoriteny 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ahazoana fankasitrahana ny teny aloaky ny vavan’ny hendry,+ fa ny molotry ny adala kosa hitera-pahavoazana ho an’ny tenany.+ Isaia 57:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Izaho no mamorona ny vokatry ny molotra.+ Hisy fiadanana ho an’izay lavitra sy akaiky,+ ary hanasitrana azy aho”,+ hoy i Jehovah. Hebreo 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Aoka foana isika hanao sorona fiderana+ ho an’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy, dia ny vokatry ny molotra+ izay manao fanambarana ampahibemaso momba ny anarany.+
16 Ny mandamina ny hevitra ao am-po no an’ny olombelona,+ fa avy amin’i Jehovah kosa ny valin-teny omen’ny vava.+
12 Ahazoana fankasitrahana ny teny aloaky ny vavan’ny hendry,+ fa ny molotry ny adala kosa hitera-pahavoazana ho an’ny tenany.+
19 “Izaho no mamorona ny vokatry ny molotra.+ Hisy fiadanana ho an’izay lavitra sy akaiky,+ ary hanasitrana azy aho”,+ hoy i Jehovah.
15 Aoka foana isika hanao sorona fiderana+ ho an’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy, dia ny vokatry ny molotra+ izay manao fanambarana ampahibemaso momba ny anarany.+