-
2 Tantara 26:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nanorina tilikambo+ tany an-tany efitra koa izy, sady nihady lavaka maro fanangonan-drano, fa nanjary nanana biby fiompy maro be izy. Nanao toy izany koa izy tany Sefela+ sy teny amin’ny lembalemba. Ary nisy mpamboly sy mpikarakara tanimboaloboka teny an-tendrombohitra sy tany Karmela, satria tia fambolena i Ozia.
-
-
Tononkiran’i Solomona 8:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “Azoko ampiasaina amin’izay itiavako azy ny tanimboaloboko, satria ahy. Anao, ry Solomona, ny arivo, fa ny roanjato kosa an’ireo mpikarakara ny vokatra.”
-