Eksodosy 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa rehefa hitan’i Farao fa efa afaka ny loza, dia nanamafy ny fony+ izy ka tsy nihaino azy roa lahy, araka izay efa nolazain’i Jehovah.+ 1 Samoela 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa hoy izy tamin’ireo zanany ireo:+ “Nahoana ianareo no manao toy izany foana?+ Ratsy ny zavatra reko tamin’ny olon-drehetra momba anareo.+ Salamo 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy izy anakampo: “Tsy mba hangozohozo aho.+Tsy hisy loza hanjo ahy, hatrany amin’ny taranako fara mandimby.”+ Isaia 26:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy hianatra fahamarinana kosa ny ratsy fanahy, na dia iantrana aza.+ Tsy hanao ny rariny izy, na dia ao amin’ny tanin’ny fahitsiana aza.+ Ary tsy hahita ny fahambonian’i Jehovah izy.+ Matio 24:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 “Fa raha manao anakampo+ kosa ilay mpanompo ratsy fanahy hoe: ‘Mba ela koa izany tompoko izany!’,+
15 Koa rehefa hitan’i Farao fa efa afaka ny loza, dia nanamafy ny fony+ izy ka tsy nihaino azy roa lahy, araka izay efa nolazain’i Jehovah.+
23 Koa hoy izy tamin’ireo zanany ireo:+ “Nahoana ianareo no manao toy izany foana?+ Ratsy ny zavatra reko tamin’ny olon-drehetra momba anareo.+
6 Hoy izy anakampo: “Tsy mba hangozohozo aho.+Tsy hisy loza hanjo ahy, hatrany amin’ny taranako fara mandimby.”+
10 Tsy hianatra fahamarinana kosa ny ratsy fanahy, na dia iantrana aza.+ Tsy hanao ny rariny izy, na dia ao amin’ny tanin’ny fahitsiana aza.+ Ary tsy hahita ny fahambonian’i Jehovah izy.+
48 “Fa raha manao anakampo+ kosa ilay mpanompo ratsy fanahy hoe: ‘Mba ela koa izany tompoko izany!’,+