Mpitoriteny 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa satria tsy tanterahina haingana ny fanamelohana noho ny ratsy natao,+ dia mikiry manao ratsy ny fon’ny zanak’olombelona.+ Hebreo 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa tandremo, ry rahalahy, sao misy aminareo koa hanjary hanana fo ratsy sady tsy mino, ka hiala amin’ilay Andriamanitra velona.+
11 Koa satria tsy tanterahina haingana ny fanamelohana noho ny ratsy natao,+ dia mikiry manao ratsy ny fon’ny zanak’olombelona.+
12 Koa tandremo, ry rahalahy, sao misy aminareo koa hanjary hanana fo ratsy sady tsy mino, ka hiala amin’ilay Andriamanitra velona.+