FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 2:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Koa voatsindrona ny fon’ireo+ rehefa nandre izany, ka hoy izy ireo tamin’i Petera sy ny apostoly hafa: “Inona izao no hataonay, ry rahalahy?”+

  • 2 Korintianina 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa tsy araka ny nofo ny fitaovam-piadianay,+ nefa mahery, satria Andriamanitra+ no nanao azy ho mahery mba handravana zavatra efa mafy orina.

  • Titosy 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 mba hanampiany ny vehivavy tanora hahatsapa tena ka ho tia vady+ aman-janaka,+

  • Hebreo 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa velona+ sy mahery+ ny tenin’Andriamanitra,+ eny, maranitra noho ny sabatra+ roa lela, ary manindrona ka mahavita manavaka ny miseho ivelany*+ sy ny any am-po+ ary mampisaraka ny tonon-taolana sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritry ny fo sy ny fikasany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara