Salamo 80:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nisy voaloboka nafindranao avy tany Ejipta.+Noroahinao ireo firenena mba hahafahanao hamboly azy.+ Jeremia 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Maro ireo mpiandry ondry+ nanimba ny tanimboaloboko.+ Nohitsakitsahin’ireny ilay anjarako.+ Novany ho tany efitra sy lao ilay anjarako izay mahafinaritra ahy.+ Lioka 20:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nilaza izao fanoharana izao tamin’ny olona izy: “Nisy lehilahy iray nanao tanimboaloboka.+ Dia nampanofainy tamin’ny mpamboly izy io, ary nankany an-tany hafa izy ary naharitra ela be tany.+
10 Maro ireo mpiandry ondry+ nanimba ny tanimboaloboko.+ Nohitsakitsahin’ireny ilay anjarako.+ Novany ho tany efitra sy lao ilay anjarako izay mahafinaritra ahy.+
9 Ary nilaza izao fanoharana izao tamin’ny olona izy: “Nisy lehilahy iray nanao tanimboaloboka.+ Dia nampanofainy tamin’ny mpamboly izy io, ary nankany an-tany hafa izy ary naharitra ela be tany.+