FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 48:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina!+ Lazao amim-pihobiana sy ambarao+ hatrany amin’ny faran’ny tany+ hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+

  • Jeremia 50:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Mandosira ka mialà ao Babylona, ary mivoaha avy ao amin’ny tanin’ny Kaldeanina.+ Aoka ianareo ho toy ny osilahy* mandeha eo alohan’ny ondry aman’osy.+

  • Zakaria 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Ô rey olona a! Mandosira avy any amin’ny tany any avaratra”,+ hoy i Jehovah.

      “Fa naeliko tany amin’ny vazan-tany efatra ianareo”,+ hoy i Jehovah.

  • Apokalypsy 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nahare feo hafa avy any an-danitra aho, nanao hoe: “Mivoaha avy ao aminy, ry oloko,+ raha tsy tianareo ny hiombona ota aminy,+ ary raha tsy tianareo hisy hanjo anareo ny loza hanjo azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara