Isaia 11:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary hanangana tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena izy ka hanangona an’ireo Israelita niparitaka.+ Dia hangoniny avy any amin’ny vazan-tany efatra ny mponin’i Joda izay niely.+ Isaia 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’ny olony sisa miangana,+ izay sisa tavela,+ toy ny nisian’ny lalambe ho an’ny Israely tamin’ny andro nivoahany avy tany Ejipta. Jeremia 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hoy i Jehovah tamiko: “Avy any avaratra no hiavian’ny loza hamely ny mponina rehetra ao amin’ilay tany.+
12 Ary hanangana tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena izy ka hanangona an’ireo Israelita niparitaka.+ Dia hangoniny avy any amin’ny vazan-tany efatra ny mponin’i Joda izay niely.+
16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’ny olony sisa miangana,+ izay sisa tavela,+ toy ny nisian’ny lalambe ho an’ny Israely tamin’ny andro nivoahany avy tany Ejipta.
14 Hoy i Jehovah tamiko: “Avy any avaratra no hiavian’ny loza hamely ny mponina rehetra ao amin’ilay tany.+