Isaia 19:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Amin’izany andro izany, dia hisy lalambe+ avy any Ejipta mankany Asyria, ka ho tonga any Ejipta i Asyria, ary ho tonga any Asyria i Ejipta. Dia samy hanao fanompoana masina i Ejipta sy Asyria. Isaia 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+ Isaia 57:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hisy hiteny hoe: ‘Manamboara lalana! Manamboara lalana! Karakarao ny lalana!+ Esory ny sakantsakana rehetra eny amin’ny lalan’ny oloko.’”+ Isaia 62:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mivoaha, mivoaha amin’ny vavahady! Karakarao ny lalan’ny olona!+ Manamboara, manamboara lalambe! Esory ny vato eny.+ Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ny olona.+
23 Amin’izany andro izany, dia hisy lalambe+ avy any Ejipta mankany Asyria, ka ho tonga any Ejipta i Asyria, ary ho tonga any Asyria i Ejipta. Dia samy hanao fanompoana masina i Ejipta sy Asyria.
3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+
14 Dia hisy hiteny hoe: ‘Manamboara lalana! Manamboara lalana! Karakarao ny lalana!+ Esory ny sakantsakana rehetra eny amin’ny lalan’ny oloko.’”+
10 Mivoaha, mivoaha amin’ny vavahady! Karakarao ny lalan’ny olona!+ Manamboara, manamboara lalambe! Esory ny vato eny.+ Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ny olona.+