FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 28:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy fantatry ny olombelona mety maty ny hasarobidiny,+

      Ary tsy hita eo amin’ny tanin’ny velona izany.

  • Salamo 116:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Handeha+ eo anatrehan’i Jehovah aho, ao amin’ny tanin’ny velona.+

  • Mpitoriteny 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa fantatry ny velona fa ho faty izy,+ fa ny maty kosa tsy mahalala na inona na inona,+ sady tsy mahazo valin-kasasarana intsony, satria hadino izay nahatsiarovana azy.+

  • Isaia 38:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hoy aho: “Tsy hahita an’i Jah aho, eny, tsy hahita an’i Jah eto amin’ny tanin’ny velona.+

      Tsy hahita olombelona intsony aho, fa hiaraka amin’ny mponina any amin’ny tanin’ny fahafatesana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara