FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 5:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 mba hanomezan’ny rehetra voninahitra ny Zanaka,+ toy ny anomezan’izy ireo voninahitra ny Ray. Izay tsy manome voninahitra ny Zanaka dia tsy manome voninahitra ny Ray izay naniraka azy koa.+

  • Asan’ny Apostoly 2:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Koa satria nasandratra ho eo ankavanan’Andriamanitra izy,+ ary nandray avy tamin’ny Ray ny fanahy* masina nampanantenaina,+ dia izy no nampilatsaka izao hitanareo sy renareo izao.

  • Asan’ny Apostoly 5:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Nasandratr’Andriamanitra ho eo ankavanany+ anefa izy, ka tonga Mpitarika Lehibe Indrindra+ sy Mpamonjy,+ mba hahafahan’ny Israely hibebaka+ sy hahazo famelan-keloka.+

  • Filipianina 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Izany indrindra koa no antony nanandratan’Andriamanitra azy ho amin’ny toerana ambony kokoa+ sy ny nanomezany azy tamin-katsaram-panahy anarana ambony noho ny hafa rehetra,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara