FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tamin’ireo andro ireo mantsy no afaka tamin’ny fahavalony ny Jiosy,+ ary tamin’io volana io no nanovana ny alahelony ho hafaliana, sy ny fahoriany+ ho andro mahafaly. Eny, nodidiany ny Jiosy hanao ireo andro ireo ho andro fanasambe sy fifaliana sy fifanaterana sakafo+ ary fanaterana fanomezana ho an’ny mahantra.+

  • Salamo 30:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Novanao ho fandihizana ny fisaonako.+

      Nesorinao ny akanjo gony nanaovako, ka nampisikininao fifaliana aho,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara